Image pour Carrières

Carrières

Carrières

COURS INTENSIF DE MANDARIN – CFLC 🔥

📍 Lieu : CFLC Antanimena

Carrières

Te hianatra teny sinoa haingana sy mahomby ve ianao ? 🇨🇳 Te hiomana amin’ny HSK sy hanatsara ny fahaizanao amin’ny teny sinoa ve ianao ? 📚 Sa mikasa ny hianatra any Chine amin’ny alalan’ny bourses d’études ? 🎓✈️ 👉 Misokatra ny fisoratana anarana ho an’ny Cours Intensif ! 🎯 Inona no ho azonao ? ✅ Fianarana mandritra ny 3 volana ✅ Fandaharam-pianarana Alatsinainy hatramin’ny Zoma ✅ Fampiofanana mifototra amin’ny HSK 1 hatramin’ny HSK 4 ✅ Fanamafisana ny fahaiza-miteny, mamaky, manoratra ary mihaino ✅ Fomba fianarana mazava sy mifanaraka amin’ny filàn’ny mpianatra ✅ Fanomanana amin’ny fanadinana HSK/HSKK 🎓 🗓️ Début : 12 OCTOBRE 2026 Ampitan’ny arrêt bus Paositra Antanimena, akaikin’ny JIRAMA 📞 Contact : 038 50 820 49 034 64 022 83 📧 cf.lc@hotmail.com 🌐 cflc-madagascar.org 🌟 CFLC « Apprenez aujourd’hui ce que les autres feront demain. »

Localisation

📍 Lieu : CFLC Antanimena

Dates

Du 12/10/2026 à 00:00 au 12/10/2026 à 00:00

Catégorie

Carrières

Détails

Ville : Antananarivo
Sous-catégorie : Carrières

Localisation

COURS INTENSIF DE MANDARIN – CFLC 🔥