Image pour Good Vibes

Good Vibes

Good Vibes

Noely Sakelidalana 🎤 - Nandalo teto ve? 🎼

📍 PHO RESTO Ivato

Concert

Mpanakanto malaza hatrany ivelany ary fantatry ny maro eto Madagasikara amin'ny feo tokana izay azy irery. Hanome seho miavaka ho antsika izy amin'ny fiverenany eto antanindrazana, ary hiaraka hihira ireo hira efa nahafantarana azy hatramin'izay miaraka amin'ireo tarika izay mandrafitra ity seho ity? 💵 Vidim-pidirana tokana: 20.000 ariary ☎️ Fifandraisana: 034 99 910 99 - 034 70 099 83

Localisation

📍 PHO RESTO Ivato

Dates

Du 11/10/2026 à 00:00 au 11/10/2026 à 00:00

Catégorie

Good Vibes

Détails

Ville : Antananarivo
Sous-catégorie : Concert

Localisation

Noely Sakelidalana 🎤 - Nandalo teto ve? 🎼